Levitikosy 22:6 - Baiboly Katolika6 haloto mandra-paharivan’ny andro izay nikasika ireo zavatra ireo, ka tsy hihinana ny zava-masina, handro amin’ny rano izy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 ny olona izay mikasika izany dia haloto mandra-paharivan’ny andro ka tsy hihinana amin’ny zava-masina raha tsy mandro amin’ny rano. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 ny mpisorona, izay nahakasika olona na zavatra mahaloto azy dia haloto mandra-paharivan’ny andro ka tsy hahazo mihinana amin’ny zava-masina, raha tsy efa nandro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 ny mpisorona, izay nahakasika olona na zavatra mahaloto azy dia haloto mandra-paharivan’ny andro ka tsy hahazo mihinana amin’ny zava-masina, raha tsy efa nandro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 ny olona izay mikasika izany dia haloto mandra-paharivan’ny andro ka tsy hihinana amin’ny zava-masina, raha tsy mandro amin’ny rano. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 ny olona izay mikasika izany dia haloto mandra-paharivan'ny andro ka tsy hihinana amin'ny zava-masina, raha tsy mandro amin'ny rano. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 ny olona izay mikasika izany dia haloto mandra-paharivan’ny andro ka tsy hihinana amin’ny zava-masina raha tsy mandro amin’ny rano. Jereo ny toko |