Levitikosy 22:7 - Baiboly Katolika7 ka hadio, rehefa maty ny masoandro, dia hahazo mihinana ny zava-masina, fa fihinany izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Rehefa milentika ny masoandro vao hadio izy ka izay vao mahazo mihinana amin’ny zava-masina satria anjara haniny izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Ary rehefa milentika ny masoandro, dia hadio ilay mpisorona; ka izay izy vao mahazo mihinana amin’ny zava-masina, satria izany no fihinany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Ary rehefa milentika ny masoandro, dia hadio ilay mpisorona; ka izay izy vao mahazo mihinana amin’ny zava-masina, satria izany no fihinany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary rehefa milentika ny masoandro, dia hadio izy, ka vao izay no mahazo mihinana amin’ny zava-masina, satria fihinany izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary rehefa milentika ny masoandro, dia hadio izy, ka vao izay no mahazo mihinana amin'ny zava-masina, satria fihinany izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Rehefa milentika ny masoandro vao hadio izy ka izay vao mahazo mihinana amin’ny zava-masina satria anjara haniny izany. Jereo ny toko |