Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 22:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Ary rehefa milentika ny masoandro, dia hadio ilay mpisorona; ka izay izy vao mahazo mihinana amin’ny zava-masina, satria izany no fihinany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Rehefa milentika ny masoandro vao hadio izy ka izay vao mahazo mihinana amin’ny zava-masina satria anjara haniny izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Ary rehefa milentika ny masoandro, dia hadio ilay mpisorona; ka izay izy vao mahazo mihinana amin’ny zava-masina, satria izany no fihinany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 ka hadio, rehefa maty ny masoandro, dia hahazo mihinana ny zava-masina, fa fihinany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary rehefa milentika ny masoandro, dia hadio izy, ka vao izay no mahazo mihinana amin’ny zava-masina, satria fihinany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary rehefa milentika ny masoandro, dia hadio izy, ka vao izay no mahazo mihinana amin'ny zava-masina, satria fihinany izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 22:7
7 Rohy Ifampitohizana  

Azony ihinanana ihany anefa ny zavatra atao sorona amiko, na ny zavatra masina dia masina na ny zavatra masina.


ny mpisorona, izay nahakasika olona na zavatra mahaloto azy dia haloto mandra-paharivan’ny andro ka tsy hahazo mihinana amin’ny zava-masina, raha tsy efa nandro.


Ireto avy no horaisinareo amin’ny fanatitra masina indrindra, afa-tsy izay zavatra dorana: ny fanomezana rehetra hataon’ny Israelita amiko, izany hoe ny fanatitra lafarinina rehetra sy ny sorona rehetra fanalana ny ota ary ny sorom-panonerana rehetra; ireo fanatitra masina indrindra ireo dia ho anao sy ny taranakao,


Moa tsy zonay ve ny mandray izay hohanina sy hosotroina avy aminareo?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra