Levitikosy 22:8 - Baiboly Katolika8 Tsy hihinana biby maty ho azy na voaviravira izy mba tsy ho voaloton’izany. Izaho no Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Izay maty ho azy na izay noviraviraim-biby dia tsy hohaniny mba tsy hahaloto azy. Izaho no TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Tsy hohanin’ny mpisorona koa ny henam-biby maty ho azy na voaviraviram-bibidia, mba tsy hahatonga azy ho voaloto. Izaho no TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Tsy hohanin’ny mpisorona koa ny henam-biby maty ho azy na voaviraviram-bibidia, mba tsy hahatonga azy ho voaloto. Izaho no TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Izay maty ho azy, na izay noviravirain-biby, dia tsy hohaniny, mba tsy hahaloto azy: Izaho no Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Izay maty ho azy, na izay noviravirain-biby, dia tsy hohaniny, mba tsy hahaloto azy: Izaho no Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Izay maty ho azy na izay noviraviraim-biby dia tsy hohaniny mba tsy hahaloto azy. Izaho no TOMPO. Jereo ny toko |