Levitikosy 10:13 - Baiboly Katolika
Hano eo amin’ny fitoerana masina izany, fa anjaranao sy anjaran’ireo zanakao, avy amin’ny fanatitra atao amin’ny afo ho an’i Iaveh, araka ny didy azoko.
Jereo ny toko
Hohaninareo eo amin’izay fitoerana masina izany fa anjaranao sy ny zanakao avy amin’ny fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO. Izany no nandidiany ahy.
Jereo ny toko
Eo amin’ny faritra voatokana ho an’izany ihany no hihinananareo azy, fa anjaranao sy ny zanakao izany ambiny avy amin’ny fanatitra ho an’ny TOMPO izany araka ny baiko nomeny ahy.

Ary hano eo amin’izay fitoerana masina izany, fa anjaranao sy ny zanakao avy amin’ny fanatitra atao amin’ny afo ho an’i Jehovah izany; fa izany no nandidiany ahy.
Jereo ny toko
Ary hano eo amin'izay fitoerana masina izany, fa anjaranao sy ny zanakao avy amin'ny fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah izany; fa izany no nandidiany ahy.
Jereo ny toko
Hohaninareo eo amin’izay fitoerana masina izany fa anjaranao sy ny zanakao avy amin’ny fanatitra levonina amin’ny afo ho an’NY TOMPO. Izany no nandidiany ahy.
Jereo ny toko