Levitikosy 6:16 - Baiboly Katolika16 Ny fanatitra rehetra avy amin’ny mpisorona dia hodorana avokoa, fa tsy hohanina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Eny, ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry rehetra izay aterin’ny mpisorona dia hodorana avokoa fa tsy hohanina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 ny fanatitra rehetra avy amina mpisorona dia hodorana avokoa, fa tsy misy tavela hohanina.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 ny fanatitra rehetra avy amina mpisorona dia hodorana avokoa, fa tsy misy tavela hohanina.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 fa ny fanatitra hohanina rehetra izay aterin’ny mpisorona dia hodorana avokoa, fa tsy hohanina. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 fa ny fanatitra hohanina rehetra izay aterin'ny mpisorona dia hodorana avokoa, fa tsy hohanina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Eny, ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry rehetra izay aterin’ny mpisorona dia hodorana avokoa fa tsy hohanina. Jereo ny toko |