Josoa 21:31 - Baiboly Katolika i Helkata sy ny manodidina azy, i Rohaba sy ny manodidina azy: tanàna efatra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Helkata sy ny tany manodidina azy, i Rehoba sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra; DIEM PROTESTANTA i Helkata, ary i Rehôba: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Helkata, ary i Rehôba: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy. Baiboly Protestanta Malagasy ary Helkata sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra; Malagasy Bible ary Helkata sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny ràny manodidina azy, dia tanàna efatra; La Bible en Malgache i Helkata sy ny tany manodidina azy, i Rehoba sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra; |
Avy amin’ny fokon’i Asera: i Masàla sy ny manodidina azy, i Abdôna sy ny manodidina azy,
Avy amin’ny fokon’i Neftalì ilay tanàna fialofan’izay namono olona, i Kadesy any Galilea sy ny manodidina azy, i Kartàna sy ny manodidina azy, tanàna telo.
I Asera tsy nandroaka ny mponina tao Akao, na ny mponina tao Sidona, na ny tao Ahalaba, Akaziba, Helbà, Afeka, ary Rohoba,
Dia niainga izy ireo, ka lasa; nataony teo aloha ny zaza sy ny biby fiompy mbamin’ny entana sarobidy rehetra.