Zanaka lahin’i Esrà: i Jetera, i Mereda, i Efera, ary i Jalôna. Ilay Ejiptianina novinadin’i Mereda, niteraka an’i Miriama sy i Samaì ary i Jesbà, rain’i Estamao.
Josoa 15:50 - Baiboly Katolika I Anaba, i Isremao, i Anima, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Anaba, i Estemo, i Anima, DIEM PROTESTANTA i Hanaba, i Estemao, i Hanima, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hanaba, i Estemao, i Hanima, Baiboly Protestanta Malagasy sy Anaba sy Estemo sy Anima Malagasy Bible sy Anaba sy Estemo sy Anima La Bible en Malgache i Anaba, i Estemo, i Anima, |
Zanaka lahin’i Esrà: i Jetera, i Mereda, i Efera, ary i Jalôna. Ilay Ejiptianina novinadin’i Mereda, niteraka an’i Miriama sy i Samaì ary i Jesbà, rain’i Estamao.