Dia nifoha maraina koa i Abrahama, ka naka mofo sy rano eran’ny siny hoditra anankiray; nomeny an’i Agara sy nataony teo an-tsorony ireo ary ny zaza koa, dia nalefany izy. Nandeha ravehivavy ka nirenireny tany an’efitr’i Bersabea tany.
Josoa 15:28 - Baiboly Katolika i Hasersoala, i Bersabe, sy i Baziotià, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Hazara-Soala, i Bery-Sheba, i Biziotia, DIEM PROTESTANTA i Hatsara-Sohala, i Beera-Seba sy ireo tanàna kely mifanila aminy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hatsara-Sohala, i Beera-Seba sy ireo tanàna kely mifanila aminy, Baiboly Protestanta Malagasy sy Hazara-soala sy Beri-sheba sy Biziotia Malagasy Bible sy Hazara-soala sy Beri-sheba sy Biziotia La Bible en Malgache i Hazara-Soala, i Bery-Sheba, i Biziotia, |
Dia nifoha maraina koa i Abrahama, ka naka mofo sy rano eran’ny siny hoditra anankiray; nomeny an’i Agara sy nataony teo an-tsorony ireo ary ny zaza koa, dia nalefany izy. Nandeha ravehivavy ka nirenireny tany an’efitr’i Bersabea tany.
Dia nataony hoe Sibea ny anaran’ny fantsakana, Izany no nanaovana ny anaran’ny tanàna hoe Bersabea mandraka androany.