Jeremia 9:22 - Baiboly Katolika
Izao no lazain’i Iaveh: «Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny; ny mahery, tsy hirehareha amin’ny heriny; ny manan-karena, tsy hirehareha amin’ny hareny.
Jereo ny toko
Izao no lazain’NY TOMPO: Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny, aoka ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny, aoka ny manankarena tsy hirehareha amin’ny hareny.
Jereo ny toko
Izao no lazain’ny TOMPO: «Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny, aoka ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny, ary aoka ny mpanankarena tsy hirehareha amin’ny hareny!

IZAO no lazain’i Jehovah: Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny, Ary aoka ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny, Ary aoka ny manan-karena tsy hirehareha amin’ny hareny;
Jereo ny toko
Izao no lazain'i Jehovah: Aoka ny hendry tsy hirehareha amin'ny fahendreny, ary aoka ny mahery tsy hirehareha amin'ny heriny, ary aoka ny manan-karena tsy hirehareha amin'ny hareny;
Jereo ny toko
Izao no lazain’NY TOMPO: Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny, aoka ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny, aoka ny manankarena tsy hirehareha amin’ny hareny.
Jereo ny toko