Jeremia 6:21 - Baiboly Katolika21 Koa izao no lazain’i Iaveh: «Indro Aho hanisy vato fanafintohinana amin’ity vahoaka ity, ka samy ho tafintohina eo ny ray sy ny zanany; hiara-maty eo ny mponina sy ny manakaiky azy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Koa izao no lazain’NY TOMPO: Indro, hasiako fahatafintohinana eo amin’ity firenena ity ka samy ho tafintohina amin’izany ny ray mbamin’ny zanany; ho faty ny mpiaramonina mbamin’ny namany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 Koa izao no lazain’ny TOMPO: Hasiako zava-mahasolafaka eo anoloan’ity firenena ity; ka samy ho solafaka sy ho faty eo na ny raiamandreny na ny zanany na ny namany sy ny mpiara-monina aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Koa izao no lazain’ny TOMPO: Hasiako zava-mahasolafaka eo anoloan’ity firenena ity; ka samy ho solafaka sy ho faty eo na ny raiamandreny na ny zanany na ny namany sy ny mpiara-monina aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Koa izao no lazain’i Jehovah: Indro, hasiako fahatafintohinana eo amin’ity firenena ity, Ka dia samy ho tafintohina amin’izany ny ray mbamin’ny zanany; Ho faty ny olona mbamin’ny namany. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Koa izao no lazain'i Jehovah: Indro hasiako fahatafintohinana eo amin'ity firenena ity, ka dia samy ho tafintohina amin'izany ny ray mbamin'ny zanany; Ho faty ny olona mbamin'ny namany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Koa izao no lazain’NY TOMPO: Indro, hasiako fahatafintohinana eo amin’ity firenena ity ka samy ho tafintohina amin’izany ny ray mbamin’ny zanany; ho faty ny mpiaramonina mbamin’ny namany. Jereo ny toko |
Manaraka izany, - teny marin’i Iaveh, - hatolotro i Sedesiasa mpanjakan’i Jodà, ny mpanompony, ny vahoaka, mbamin’izay rehetra sisa tsy matin’ny pesta sy ny sabatra ary ny mosary, amin’ity tanàna ity, ho eo an-tanan’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, sy ho eo an-tanan’ny fahavalony ama-mpitady ny ainy, ka hasiany amin’ny lelan-tsabatra, tsy hotsitsiny, tsy hananany antra na indrafo akory.