Jeremia 7:11 - Baiboly Katolika
Moa zohy fieren’ny mpangalatra eo imasonareo va, ity trano iantsoana ny Anarako ity? Izaho koa mba nahita izany, - teny marin’i Iaveh. -
Jereo ny toko
Moa ataonareo ho zohy fieren’ny jiolahy va ity trano izay efa niantsoana ny anarako ity? Indro, ny tenako aza dia mahita izany, hoy NY TOMPO.
Jereo ny toko
Moa ataonareo ho zohy fieren’ny jiolahy ve ity trano izay natokana ho Ahy ity? Fa izany no fahitako azy, hoy ny teny hentitry ny TOMPO.
Jereo ny toko
Moa ataonareo ho zohy fieren’ny jiolahy ve ity trano izay natokana ho Ahy ity? Fa izany no fahitako azy, hoy ny teny hentitry ny TOMPO.
Jereo ny toko
Moa ataonareo ho zohy fieren’ny jiolahy va Ity trano izay efa niantsoana ny anarako ity? Indro, ny tenako aza dia mahita izany, hoy Jehovah.
Jereo ny toko
Moa ataonareo ho zohy fieren'ny jiolahy va ity trano izay efa niantsoana ny anarako ity? Indro, ny tenako aza dia mahita izany, hoy Jehovah.
Jereo ny toko
Moa ataonareo ho zohy fieren’ny jiolahy va ity trano izay efa niantsoana ny anarako ity? Indro, ny tenako aza dia mahita izany, hoy NY TOMPO.
Jereo ny toko