Jeremia 36:5 - Baiboly Katolika
Raha efa izany, nanome didy an’i Baròka i Jeremia, nanao hoe: «Izaho ity, voasakana, ka tsy afa-mankany an-tranon’i Iaveh.
Jereo ny toko
Dia nandidy an’i Baroka i Jeremia hoe: Izaho ity voatazona ka tsy afaka mankany amin’ny tranon’NY TOMPO;
Jereo ny toko
Avy eo dia nandidy an’i Baròka i Jeremià hoe: «Sakanana tsy hiditra ao an-tranon’ny TOMPO aho, ka tsy afaka mankany ny tenako.
Jereo ny toko
Avy eo dia nandidy an’i Baròka i Jeremià hoe: «Sakanana tsy hiditra ao an-tranon’ny TOMPO aho, ka tsy afaka mankany ny tenako.
Jereo ny toko
Ary Jeremia nandidy an’i Baroka hoe: Izaho izao dia voahazona ka tsy afaka mankany an-tranon’i Jehovah;
Jereo ny toko
Ary Jeremia nandidy an'i Baroka hoe: Izaho izao dia voahazona ka tsy afaka mankany an-tranon'i Jehovah;
Jereo ny toko
Dia nandidy an’i Baroka i Jeremia hoe: Izaho ity voatazona ka tsy afaka mankany amin’ny tranon’NY TOMPO;
Jereo ny toko