Zanaka lahin’i Fadaiasa: i Zôrôbabela sy i Semeià. Zanaka lahin’i Zôrôbabela: i Mosolama, i Hananiasa ary i Salômita, anabavin’ireo;
Jeremia 28:5 - Baiboly Katolika Ary i Jeremia mpaminany namaly an’i Hananiasa mpaminany, teo anatrehan’ny mpisorona sy teo anatrehan’ny vahoaka rehetra, izay tao an-tranon’i Iaveh; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy i Jeremia mpaminany tamin’i Hanania mpaminany, teo anatrehan’ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra izay tao amin’ny tranon’NY TOMPO: DIEM PROTESTANTA Fa namaly an’i Hananià mpaminany i Jeremià teo imason’ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra izay tao an-tranon’ny TOMPO Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa namaly an’i Hananià mpaminany i Jeremià teo imason’ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra izay tao an-tranon’ny TOMPO Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy Jeremia mpaminany tamin’i Hanania mpaminany teo anatrehan’ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra izay tao an-tranon’i Jehovah,– Malagasy Bible Dia hoy Jeremia mpaminany tamin'i Hanania mpaminany teo anatrehan'ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra izay tao an-tranon'i Jehovah, La Bible en Malgache Dia hoy i Jeremia mpaminany tamin’i Hanania mpaminany, teo anatrehan’ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra izay tao amin’ny tranon’NY TOMPO: |
Zanaka lahin’i Fadaiasa: i Zôrôbabela sy i Semeià. Zanaka lahin’i Zôrôbabela: i Mosolama, i Hananiasa ary i Salômita, anabavin’ireo;
Tonga avy any Tôfeta, izay nanirahan’i Iaveh haminaniany i Jeremia, ka dia nitsangana teo an-kianjan’ny tranon’i Iaveh ary nilaza tamin’ny vahoaka rehetra hoe:
Izao no lazain’i Iaveh: «Mitsangàna ianao eo an-kianjan’ny tranon’i Iaveh, ka lazao amin’izay avy amin’ny tanànan’i Jodà rehetra izay tonga hivavaka ao an-tranon’i Iaveh, ny teny rehetra nasaiko hambaranao aminy; aza misy amelàna na dia teny iray aza.
Tamin’izany taona izany ihany, dia tamin’ny niandohan’ny nanjakan’i Sedesisa, mpanjakan’i Jodà, tamin’ny taona fahefatra, volana fahadimy: niteny tamiko tao an-tranon’i Iaveh, teo anatrehan’ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra i Hananiasa mpaminany, zanak’i Azôra, avy any Gabaôna, nanao hoe:
Mitsangàna eo am-bavahadin’ny tranon’i Iaveh, ka eo no torio izao teny izao, ataovy hoe: «Mihainoa ny tenin’i Iaveh, ianareo rehetra lehilahy amin’i Jodà, izay miditra amin’ireto vavahady ireto, hivavaka amin’i Iaveh.