Jeremia 28:4 - Baiboly Katolika4 Ary hampodiko amin’ity fitoerana ity i Jekôniasa zanak’i Jôakima, mpanjakan’i Jodà, mbamin’ny babo rehetra amin’i Jodà lasa tany Babilôna, - teny marin’i Iaveh, - fa hotapahiko ny jiogan’ny mpanjakan’i Babilôna.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 ary i Jekonia, zanak’i Joiakima, mpanjakan’ny Joda, mbamin’ny Joda voababo rehetra, izay lasa tany Babilona, dia hampodiko ho amin’ity tanàna ity, hoy NY TOMPO; fa hotapahiko ny ziogan’ny mpanjakan’i Babilona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Haveriko eto koa i Jekonià, zanakalahin’i Jôiakima sady mpanjakan’i Joda, mbamin’ny Jodeanina rehetra izay nentina ho babo tany Babilôna, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO. Eny, hopotehiko ny ziogam-pamoretana angejan’ny mpanjakan’i Babilôna anareo». Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Haveriko eto koa i Jekonià, zanakalahin’i Jôiakima sady mpanjakan’i Joda, mbamin’ny Jodeanina rehetra izay nentina ho babo tany Babilôna, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO. Eny, hopotehiko ny ziogam-pamoretana angejan’ny mpanjakan’i Babilôna anareo». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 ary Jekonia, zanak’i Joiakima, mpanjakan’ny Joda, mbamin’ny Joda voababo rehetra, izay lasa tany Babylona, dia hampodiko ho amin’ity tanàna ity, hoy Jehovah; fa hotapahiko ny ziogan’ny mpanjakan’i Babylona. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 ary Jekonia, zanak'i Joiakima, mpanjakan'ny Joda, mbamin'ny Joda voababo rehetra, izay lasa tany Babylona, dia hampodiko ho amin'ity tanàna ity, hoy Jehovah; fa hotapahiko ny ziogan'ny mpanjakan'i Babylona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 ary i Jekonia, zanak’i Joiakima, mpanjakan’ny Joda, mbamin’ny Joda voababo rehetra, izay lasa tany Babilona, dia hampodiko ho amin’ity tanàna ity, hoy NY TOMPO; fa hotapahiko ny ziogan’ny mpanjakan’i Babilona. Jereo ny toko |
Nampitazanin’i Iaveh aho, ka indreto aviavy roa harona voapetraka teo anoloan’ny Tempolin’i Iaveh; ny nahatongavan’izany, dia taorian’ny nitondran’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, an’i Jekôniasa zanak’i Jôakima, mpanjakan’i Jodà, ny lehiben’i Jodà, ny mpandrafitra ama-mpanefy vy, avy ao Jerosalema ho babo any Babilôna.
Izay firenena ama-mpanjaka tsy mety manaiky azy, dia i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, sy tsy hanao ny vozony ho eo ambanin’ny jiogan’ny mpanjakan’i Babilôna, io firenena io dia hovangiako amin’ny sabatra, amin’ny mosary, amin’ny pesta, - teny marin’i Iaveh, - mandra-pandringako azy amin’ny tanany.