Jeremia 15:9 - Baiboly Katolika
Mahatsiaro reraka ny reny niteraka fito, efa hiala aina izy; milentika mbola antoandro ny masoandrony; mangaihay sy safo-kenatra izy. Izay sisa tavela aminy, hatolotro ho voan’ny sabatra eo anoloan’ny fahavalony, - teny marin’i Iaveh.
Jereo ny toko
Izay niteraka fito dia mihaosa, miala aina izy, milentika mbola antoandro ny masoandrony, menatra sy mangaihay izy; ary izay sisa eo aminy dia hatolotro ho voan’ny sabatra eo anoloan’ny fahavalony, hoy NY TOMPO.
Jereo ny toko
Nihareraka ilay niteraka fito, ka misefosefo fiaina; nilentika antoandrobe ny masoandrony, ka menatra sy afa-baràka izy. Ary izay sisa velona dia hatolotro haringana eo anatrehan’ny fahavalony. Izany no teny hentitra avy amiko TOMPO.

Izay niteraka fito dia mihaosa, Miala aina izy, Milentika mbola antoandro ny masoandrony, Menarina sy mangaihay izy; Ary izay sisa aminy dia hatolotro ho voan’ny sabatra eo anoloan’ny fahavalony, hoy Jehovah.
Jereo ny toko
Izay niteraka fito dia mihaosa, miala aina izy, milentika mbola antoandro ny masoandrony, menarina sy mangaihay izy; Ary izay sisa aminy dia hatolotro ho voan'ny sabatra eo anoloan'ny fahavalony, hoy Jehovah.