Jeremia 44:27 - Baiboly Katolika27 Indro Aho miambina azy ireo, hampidi-doza fa tsy soa amin’izy ireo, ka dia ho levon’ny sabatra sy ny mosary avokoa, ny lehilahy amin’i Jodà, mandra-paharingany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Indro, miambina anareo Aho hahatonga loza fa tsy soa; ary ny lehilahy rehetra amin’ny Joda, izay atỳ amin’ny tany Ejipta, dia ho ringan’ny sabatra sy ny mosary mandra-pahalany ritra azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Indro himasoako aminareo ny hahatonga loza fa tsy soa. Koa ny Jodeanina rehetra izay atỳ Ejipta dia ho ringan’ny ady sy ny mosary mandra-pahalany ritra azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Indro himasoako aminareo ny hahatonga loza fa tsy soa. Koa ny Jodeanina rehetra izay atỳ Ejipta dia ho ringan’ny ady sy ny mosary mandra-pahalany ritra azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Indro, miambina anareo Aho hahatonga loza, fa tsy soa; ary ny lehilahy rehetra amin’ny Joda, izay atỳ amin’ny tany Egypta, dia ho ringan’ny sabatra sy ny mosary mandra-pahalany ritrany. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Indro, miambina anareo Aho hahatonga loza, fa tsy soa; ary ny lehilahy rehetra amin'ny Joda, izay atỳ amin'ny tany Egypta, dia ho ringan'ny sabatra sy ny mosary mandra-pahalany ritrany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Indro, miambina anareo Aho hahatonga loza fa tsy soa; ary ny lehilahy rehetra amin’ny Joda, izay atỳ amin’ny tany Ejipta, dia ho ringan’ny sabatra sy ny mosary mandra-pahalany ritra azy. Jereo ny toko |
Halaiko ny sisa amin’i Jodà, izay nitodi-maso mankany Ejipta mba ho tonga hitoetra any: Ho levona any amin’ny tany Ejipta, dia ho lavo izy ireo: ho levon’ny sabatra sy ny mosary; na ny kely na ny lehibe, ho fatin’ny sabatra sy ny mosary izy ireo ary ho tonga fisahato, fitalanjonana, fanozona, ary fandatsa.