Jeremia 11:7 - Baiboly Katolika
Fa ny razanareo efa nanariko mafy; hatramin’ny andro nitondrako azy nivoaka avy any amin’ny tany Ejipta, ka mandraka androany; tsy nitsahatra ny nananatra azy ireo Aho nanao hoe: Henoy ny feoko!
Jereo ny toko
Fa nananatra mafy ny razanareo Aho tamin’ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta ka mandraka androany; eny, nifoha vao maraina Aho ka nananatra hoe: Mihainoa ny feoko.
Jereo ny toko
Fa nananatra mafy ny razanareo aho hatramin’ny andro izay nampiakarako azy hiala tany Ejipta ary manao izany mandraka androany; eny, nananatra tsy an-kiato aho milaza hoe: henoinareo izay lazaiko.

Fa nananatra mafy ny razanareo Aho Tamin’ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany amin’ny tany Egypta Ka ambaraka andro-any; Eny, nifoha maraina koa Aho ka nananatra hoe: Mihainoa ny feoko.
Jereo ny toko
Fa nananatra mafy ny razanareo Aho tamin'ny andro nitondrako azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta ka ambaraka androany; Eny, nifoha maraina koa Aho ka nananatra hoe: Mihainoa ny feoko.