Isaia 28:1 - Baiboly Katolika
Loza ho an’ny diadema be avonavon’ny mpimamo ao Efraima, sy ny voninkazo mora malazo famirapiratan’ny fihaingoany, eny an-tampon’ny lohasaha lonaka misy an’ireo lehilahy mamon’ny divay.
Jereo ny toko
Lozan’ny satroboninahitra, izay reharehan’ny mpimamo ao Efraima, sy ny voninkazo mihamalazo amin’ny firavany tsara tarehy, izay eo an-dohan’ny lohasaha lonaky ny olona mamon-divay.
Jereo ny toko
Lozan’i Samaria, tanàna izay satroboninahitra sady reharehan’ny mpidoroka ao Efraîma! Erỳ an-tendron’ny lohasaha lonaka izy, ka ny haingony marevaka dia voninkazo mihamalazo eny an-dohan’ireo lehilahy mamon-divay.

LOZAN’ny satroboninahitra, izay reharehan’ny mpimamo any Efraima, Sy ny voninkazo mihamalazo amin’ny firàvany tsara tarehy, Izay eo an-dohan’ny lohasaha lonaky ny fileon-divay.
Jereo ny toko
Lozan'ny satro-boninahitra, izay reharehan'ny mpimamo any Efraima, sy ny voninkazo mihamalazo amin'ny firàvany tsara tarehy, izay eo an-dohan'ny lohasaha lonaky ny fileon-divay.