Isaia 28:7 - Baiboly Katolika7 Ireo koa mandraingiraingin’ny divay, jembin’ny zava-pisotro mahery, na mpisorona na mpaminany samy jembin’ny zava-pisotro mahery, rendriky ny divay, jembin’ny fisotro mahery, mandraingiraingy eo am-paminaniana, mivembena eo am-pitsarana; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Nefa izy ireo dia fanimpanina azon’ny divay, ary mivembena azon’ny toaka; fanimpanina azon’ny toaka ny mpisorona sy ny mpaminany; resin’ny divay ireo, mivembena azon’ny toaka; fanimpanina amin’ny fahitana izy ary miroaroa saina ny amin’ny didim-pitsarana avoakany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Ireto koa misy miraingiraingy noho ny divay ary mivembena noho ny toaka: dia ny mpisorona sy ny mpaminany izay miraingiraingy noho ny toaka sy mivembena azon’ny divay. Mivembena azon’ny toaka ireo, miraingiraingy noho ny fahitana, ka misafotofoto mamoaka didim-pitsarana: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Ireto koa misy miraingiraingy noho ny divay ary mivembena noho ny toaka: dia ny mpisorona sy ny mpaminany izay miraingiraingy noho ny toaka sy mivembena azon’ny divay. Mivembena azon’ny toaka ireo, miraingiraingy noho ny fahitana, ka misafotofoto mamoaka didim-pitsarana: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Nefa ireo koa dia miraingiraingy azon’ny divay Ary mivembena azon’ny toaka; Ny mpisorona sy ny mpaminany miraingiraingy azon’ny toaka; Resin’ny divay ireo; Mivembena azon’ny toaka izy; Miraingiraingy amin’ny fahitana izy Ary midoladola eo amin’ny fitsarana. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Nefa ireo koa dia miraingiraingy azon'ny divay ary mivembena azon'ny toaka; Ny mpisorona sy ny mpaminany miraingiraingy azon'ny toaka; Resin'ny divay ireo; Mivembena azon'ny toaka izy; Miraingiraingy amin'ny fahitana izy ary midoladola eo amin'ny fitsarana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Nefa izy ireo dia fanimpanina azon’ny divay, ary mivembena azon’ny toaka; fanimpanina azon’ny toaka ny mpisorona sy ny mpaminany; resin’ny divay ireo, mivembena azon’ny toaka; fanimpanina amin’ny fahitana izy ary miroaroa saina ny amin’ny didim-pitsarana avoakany. Jereo ny toko |