Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 28:8 - Baiboly Katolika

8 feno lo maloto ny latabatra rehetra, tsy misy fitoerana intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Feno loa sy loto ny latabatra rehetra ka tsy misy madio hitoerana intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

8 Feno loany ny latabatra rehetra misy azy, ka efa tsy misy toerana madio intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Feno loany ny latabatra rehetra misy azy, ka efa tsy misy toerana madio intsony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Fa feno loa sy loto ny latabatra rehetra, Ka efa tsy misy madio hitoerana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Fa feno loa sy loto ny latabatra rehetra, ka efa tsy misy madio hitoerana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Feno loa sy loto ny latabatra rehetra ka tsy misy madio hitoerana intsony.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 28:8
4 Rohy Ifampitohizana  

Toy ny amboa miverina amin’ny loany, toy izany ny adala miverina amin’ny hadalany.


Kanjo fety amam-piravoravoana no hita; manominda omby ny olona, mamono ondry, mivoky hena sy misotro divay, manao hoe: «Aoka hihinana sy hisotro isika, fa ho faty ihany rahampitso.»


Ataovy doroka izy, fa nitsangan-kanohitra an’i Iaveh. Aoka i Moaba hihosinkosina amin’ny loany, ary aoka izy koa ho tonga fihomehezana!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra