Isaia 28:9 - Baiboly Katolika9 «Iza no tadiaviny hampianarina fahendrena, ary zovy no tadiaviny hamoasana ny fianarana? Ny zaza vao notazana, vao mitsaha-nono va? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Iza no hampianariny fahalalana? Ary iza no hanazavany lesona? Zaza vao nosaraha-nono va? Zaza vao nitsaha-ninono va? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Dia velom-panontaniana izy hoe: «Iza no tian’iny Isaià iny hampianarina sy hanazavana ny fanambaràna azony? Ankizy vao notazana ve sa zazakely vao nisara-nono? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Dia velom-panontaniana izy hoe: «Iza no tian’iny Isaià iny hampianarina sy hanazavana ny fanambaràna azony? Ankizy vao notazana ve sa zazakely vao nisara-nono? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Iza no hampianariny fahalalana? Ary iza no hampahafantariny fianarana? Zaza vao notazana va? Ny vao nitsaha-nono va? Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Iza no hampianariny fahalalana? Ary iza no hampahafantariny fianarana? Zaza vao notazana va? Ny vao nitsaha-nono va? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Iza no hampianariny fahalalana? Ary iza no hanazavany lesona? Zaza vao nosaraha-nono va? Zaza vao nitsaha-ninono va? Jereo ny toko |