Amosa 6:4 - Baiboly Katolika4 Mandrimandry eo ambony farafara ivoara izy ireo; sy mivalandotra eo amin’ny sofàny; mihinana ny zanak’ondry avy amin’ny andian’ondry izy ireo, sy ny zanak’omby voafahy ao an-tranon’omby. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Mandrimandry eo amin’ny farafara ivoara sy mitsilailay eo amin’ny fandrianany izy ireo ary homana ny zanak’ondry avy amin’ny andian’ondry sy ny zanak’omby avy ao am-pahitra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 mandrimandry eo ambony farafara miravaka ivoara ianareo ary mitsilailay eo ambony divà sady mihinana zanak’ondry avy tamin’ny andriany sy zanak’omby matavy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 mandrimandry eo ambony farafara miravaka ivoara ianareo ary mitsilailay eo ambony divà sady mihinana zanak’ondry avy tamin’ny andriany sy zanak’omby matavy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Dia ireo izay mandriandry ao amin’ny farafara ivoriny Sy mitsilailay eo amin’ny fandriandriany Ary homana ny zanak’ondry avy amin’ny andian’ny ondry Sy ny zanak’omby avy ao am-pahitra,– Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Dia ireo izay mandrimandry ao amin'ny farafara ivoriny sy mitsilailay eo amin'ny fandriandriany ary homana ny zanak'ondry avy amin'ny andian'ny ondry sy ny zanak'omby avy ao am-pahitra, Jereo ny toko |