Isaia 19:22 - Baiboly Katolika
Hikapoka an’i Ejipta i Iaveh, sady hikapoka no hanasitrana! Hibebaka amin’i Iaveh izy ireo, ka hety hionona amin’ny fifonany izy, dia hanasitrana azy.
Jereo ny toko
Eny, raha mamely ny Ejiptiana NY TOMPO dia sady hamely Izy no hanasitrana; dia hiverina ho any amin’NY TOMPO ireo ka hekeny ny fangatahany ary hositraniny izy.
Jereo ny toko
Rehefa avy namely ny Ejiptianina ny TOMPO, dia hanasitrana azy: ary izy ireo mihitsy no hiverina amin’ny TOMPO ka hoekeny vavaka sady hositraniny.
Jereo ny toko
Rehefa avy namely ny Ejiptianina ny TOMPO, dia hanasitrana azy: ary izy ireo mihitsy no hiverina amin’ny TOMPO ka hoekeny vavaka sady hositraniny.
Jereo ny toko
Ary Jehovah hamely ny Egyptiana, Eny, fa sady hamely Izy no hanasitrana; Dia hiverina ho any amin’i Jehovah ireo, Ka hekeny ny fangatahany, ary hositraniny izy.
Jereo ny toko
Ary Jehovah hamely ny Egyptiana, eny, fa sady hamely Izy no hanasitrana; Dia hiverina ho any amin'i Jehovah ireo, ka hekeny ny fangatahany, ary hositraniny izy.
Jereo ny toko
Eny, raha mamely ny Ejiptiana NY TOMPO dia sady hamely Izy no hanasitrana; dia hiverina ho any amin’NY TOMPO ireo ka hekeny ny fangatahany ary hositraniny izy.
Jereo ny toko