Ka hoy i Rasela: «Nomen’Andriamanitra ny rariny aho, ary nohenoiny ny feoko, ka nomeny zazalahy aho.» Izany no nanaovany ny anarany hoe i Dana.
Genesisy 46:23 - Baiboly Katolika Zanak’i Dana: i Hosima. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny zanakalahin’i Dana dia i Hosima. DIEM PROTESTANTA Dia ao koa i Dana sy i Hosima zanany lahy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia ao koa i Dana sy i Hosima zanany lahy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Dana dia Hosima. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Dana dia Hosima. La Bible en Malgache Ary ny zanakalahin’i Dana dia i Hosima. |
Ka hoy i Rasela: «Nomen’Andriamanitra ny rariny aho, ary nohenoiny ny feoko, ka nomeny zazalahy aho.» Izany no nanaovany ny anarany hoe i Dana.
Ireo no zanakalahin-dRasela naterany tamin’i Jakôba. Efatra ambin’ny folo izy rehetra.
Dia niainga ny fanevan’ny tobin’ny zanak’i Dana, araka ny antokony avy; izy no vodilalan’ny toby rehetra. Ny antokon’i Dana dia nofehezin’i Ahiezera zanak’i Amisadaia;