Dia hoy ny navalin’i Josefa tamin’i Faraôna: «Tsy izaho fa Andriamanitra no hilaza izay valiny hiadanan’i Faraôna.»
Genesisy 41:39 - Baiboly Katolika Dia hoy i Faraôna tamin’i Josefa: «Rehefa ianao no efa nampahafantarin’Andriamanitra izany rehetra izany, dia tsy hisy olona hanan-tsaina sy hendry tahaka anao indray. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy i Farao tamin’i Josefa: Satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany dia tsy misy lehilahy manan-tsaina sady hendry tahaka anao. DIEM PROTESTANTA Dia hoy izy tamin’i Jôsefa: –Satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy olon-kendry sy manan-tsaina toa anao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy izy tamin’i Jôsefa: –Satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy olon-kendry sy manan-tsaina toa anao. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy koa Farao tamin’i Josefa: Satria efa nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy lehilahy manan-tsaina sady hendry tahaka anao; Malagasy Bible Ary hoy koa Farao tamin'i Josefa: Satria efa nampahafantarin'Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy lehilahy manan-tsaina sady hendry tahaka anao; La Bible en Malgache Ary hoy i Farao tamin’i Josefa: Satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany dia tsy misy lehilahy manan-tsaina sady hendry tahaka anao. |
Dia hoy ny navalin’i Josefa tamin’i Faraôna: «Tsy izaho fa Andriamanitra no hilaza izay valiny hiadanan’i Faraôna.»
Dia hoy i Josefa tamin’i Faraôna: «Iray ihany ny nofin’i Faraôna, ary izay efa hataon’Andriamanitra no nambarany tamin’i Faraôna.
Koa izany no teny nataoko tamin’i Faraôna: izay efa hataon’Andriamanitra no nasehony tamin’ny Faraôna.
Koa ankehitriny aoka i Faraôna hizaha lehilahy manan-tsaina sy hendry, ka hanendry azy hanapaka ny tany Ejipta.
Ary ianao, ry Esdrasa, araka ny fahendren’Andriamanitrao, izay eo an-tananao, dia manendre mpitsara sy andriambaventy hitsara ny vahoaka rehetra any an-dafin’ny ony, amin’izay rehetra mahalala ny lalàn’ny Andriamanitrao, ary ampianaro izay tsy mahalala.
Araka ny haben’ny fahalalany, no anombanana ny olona; nefa izay ratsy fo, dia atao tsinontsinona.
Ny mpanapaka an’i Tanisy adala foana; ny an’ireo hendry amin’ny mpanolo-tsain’i Faraôna dia hadalana ny toroheviny. Ahoana no ahasahianareo milaza amin’i Faraôna hoe: Zanak’olon-kendry aho, taranak’andriana fahagola aho?