Genesisy 41:39 - DIEM PROTESTANTA39 Dia hoy izy tamin’i Jôsefa: –Satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy olon-kendry sy manan-tsaina toa anao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201139 Ary hoy i Farao tamin’i Josefa: Satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany dia tsy misy lehilahy manan-tsaina sady hendry tahaka anao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara39 Dia hoy izy tamin’i Jôsefa: –Satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy olon-kendry sy manan-tsaina toa anao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika39 Dia hoy i Faraôna tamin’i Josefa: «Rehefa ianao no efa nampahafantarin’Andriamanitra izany rehetra izany, dia tsy hisy olona hanan-tsaina sy hendry tahaka anao indray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy39 Ary hoy koa Farao tamin’i Josefa: Satria efa nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy lehilahy manan-tsaina sady hendry tahaka anao; Jereo ny tokoMalagasy Bible39 Ary hoy koa Farao tamin'i Josefa: Satria efa nampahafantarin'Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy lehilahy manan-tsaina sady hendry tahaka anao; Jereo ny toko |
«Ary ianao, ry Hezrà, araka ny fahendren’ny lalànan’Andriamanitrao izay eny an-tananao, dia manendre mpanapaka sy mpitsara mba hitsara ny olona rehetra mahalala ny lalànan’Andriamanitrao amin’ny mponina any andafy andrefan’ny ony Eofrata; fa izay tsy mbola mahalala izany lalàna izany kosa dia aoka hampianarinareo.