Genesisy 10:29 - Baiboly Katolika i Ofira, i Hevilà, ary i Jôbaba. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Ofira, i Havila ary i Jobaba. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Joktana. DIEM PROTESTANTA i Ofira sy i Havila, ary i Jôbaba. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Jôktàna. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Ofira sy i Havila, ary i Jôbaba. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Jôktàna. Baiboly Protestanta Malagasy sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Joktana. Malagasy Bible sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Joktana. La Bible en Malgache i Ofira, i Havila ary i Jobaba. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Joktana. |
Izy rehetra ireo dia zanak’i Jektàna. Ny tany nonenan’izy ireo dia ny tendrombohitra atsinanana hatrany Mesà manitsy an’i Sefara.
Fisôna no anaran’ny voalohany; io no mandeha manodidina ny tany Hevilaty rehetra, izay misy ny volamena.
Ny taranany dia nonina hatrany Hevilà ka hatrany Sora, tandrifin’i Ejipta amin’ny lalana mankany Asiria. Nitatra tandrifin’ny rahalahiny rehetra izy.
Nankany Ofira izy ireo, naka talenta volamena 420 tany, dia nentiny tamin’i Salômôna mpanjaka.
ary ny rahalahin’izy ireo, izay loham-pianakaviany avy, dia nisy lehilahy mahery 1.760 mba hanatanteraka ny fanompoana ao amin’ny tranon’Andriamanitra.
Ario eny amin’ny vovoka ny anja-bolamena, ary eny amin’ny korontam-bato eny an-dohasahan-driaka, ny volamenan’i Ofira.
Tsy ampifandanjaina amin’ny volamena avy any Ofira izy, na ny berila sarobidy na ny safira.
Manitra mira sy aloesy aman-kasa ny fitafianao rehetra; mamalifaly anao ny zava-maneno avy ao an-dapa ivoara.
Hataoko mahalana mihoatra noho ny volamena madio, ny olombelona; mahalana mihoatra noho ny volamena avy any Ofira.