Nentin’ny kapitenin’ny mpiambina koa ny fanembohana sy ny tasy, ny zavatra volamena sy ny zavatra volafotsy.
Ezra 1:11 - Baiboly Katolika 5.400 no totalin’ny fanaka volamena sy volafotsy. Dia nentin’i Sasabasara avokoa ireo, nony niverina avy any Babilôna ho any Jerosalema ireo voasesitany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 efajato sy dimy arivo no isan’ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra. Ireo rehetra ireo dia noentin’i Sesbazara niaraka tamin’ny babo izay niverina avy tany Babilona nankany Jerosalema. DIEM PROTESTANTA Ny isan’ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra dia 5 400; ka nentin’i Sesebatsàro ireo, fony niakatra avy tany Babilôna ho any Jerosalema ny voasesitany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny isan’ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra dia 5 400; ka nentin’i Sesebatsàro ireo, fony niakatra avy tany Babilôna ho any Jerosalema ny voasesitany. Baiboly Protestanta Malagasy efa-jato amby dimy arivo no isan’ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra. Ireo rehetra ireo dia nentin’i Sesbazara niaraka nankany Jerosalema tamin’ny babo izay niverina avy tany Babylona. Malagasy Bible efa-jato amby dimy arivo no isan'ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra. Ireo rehetra ireo dia nentin'i Sesbazara niaraka nankany Jerosalema tamin'ny babo izay niverina avy tany Babylona. La Bible en Malgache efajato sy dimy arivo no isan’ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra. Ireo rehetra ireo dia noentin’i Sesbazara niaraka tamin’ny babo izay niverina avy tany Babilona nankany Jerosalema. |
Nentin’ny kapitenin’ny mpiambina koa ny fanembohana sy ny tasy, ny zavatra volamena sy ny zavatra volafotsy.
Ireto ny olona ambanivohitra niverina avy amin’izay nanaovana sesitany azy, dia izay nentin’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna ho any Babilôna, ka niverina ho any Jerosalema sy i Jodà, samy ho any an-tanànany avy;
Nony ren’ny fahavalon’i Jodà sy i Benjamina fa hoe manao tempoly ho an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, ny zanaky ny fahababoana,
Tamin’ny andro faha-14n’ny volana voalohany, dia nanao ny Paka ny zanaky ny fahababoana.
Fihirana fiakarana Fony i Iaveh nampody ny voababon’i Siôna, dia toa nofy izany ho antsika.
Fa izao no lazain’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely, ny amin’ireo fanaka sisa ao an-tranon’i Iaveh, sy ao an-tranon’ny mpanjakan’i Jodà ary ao Jerosalema:
na te hampahafantatra ny haren’ny voninahiny koa Izy, ka nanomana rahateo an’ireo fanaky ny famindram-po ho amin’ny voninahitra,