Eksodosy 8:22 - Baiboly Katolika
Ka hoy i Môizy: «Tsy mety ny manao izany, fa zava-padin’ny Ejiptianina ny sorona atolotra an’i Iaveh Andriamanitray; ka raha eo imason’ny Ejiptianina izahay no hanao sorona ny zava-pady, tsy sakoa ataony tora-bato?
Jereo ny toko
Fa hoy i Mosesy: Tsy azo atao izany; fa izay zava-maharikoriko amin’ny Ejiptiana no hovonoinay hatao fanatitra ho an’NY TOMPO Andriamanitray; koa indro, raha izay zava-maharikoriko amin’ny Ejiptiana no vonoinay eo imasony hatao fanatitra, moa tsy hotorahany vato va izahay?
Jereo ny toko
Fa novalian’i Mosesy hoe: –Tsia, tsy afaka hanao izany izahay satria ny sorona haterinay amin’ny TOMPO Andriamanitray dia fady amin’ny Ejiptianina; koa raha mahita anay hanao sorona toy izany izy ireo, dia hitora-bato anay.

Fa hoy Mosesy: Tsy azo atao izany; fa izay fàdin’ny Egyptiana no hovonoinay hatao fanatitra ho an’i Jehovah Andriamanitray; koa, indro, raha izay fàdin’ny Egyptiana no vonoinay eo imasony hatao fanatitra, moa tsy hotorahany vato va izahay?
Jereo ny toko
Fa hoy Mosesy: Tsy azo atao izany; fa izay fadin'ny Egyptiana no hovonoinay hatao fanatitra ho an'i Jehovah Andriamanitray; koa, indro, raha izay fadin'ny Egyptiana no vonoinay eo imasony hatao fanatitra, moa tsy hotorahany vato va izahay?