jaky volomparasy, jaky mena mangatrakatraka, lamba mena antitra, rongony madinika sy volon’osy;
Eksodosy 25:5 - Baiboly Katolika hoditr’ondrilahy voasoka mena, hodi-dogaona, hazo akasià; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 hoditr’ondrilahy efa voaloko mena, hoditra trozona, hazo akasia, DIEM PROTESTANTA hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza, Baiboly Protestanta Malagasy sy hoditr’ondrilahy efa nomen-aina sy hodi-takasy sy hazo akasia, Malagasy Bible sy hoditr'ondrilahy efa nomen'aina sy hodi-takasy sy hazo akasia, La Bible en Malgache hoditr’ondrilahy efa voaloko mena, hoditra trozona, hazo akasia, |
jaky volomparasy, jaky mena mangatrakatraka, lamba mena antitra, rongony madinika sy volon’osy;
solika hatao amin’ny fanaovan-jiro, zava-manitra hatao amin’ny diloilo fanosorana sy amin’ny zava-manitra fanembohana;
Hanao barany akasià ianao; ny dimy hatao amin’ny hazo fisaka amin’ny lafiny anankiray amin’ny Fonenana.
Hanaovanao andry akasià dimy io varavarana lamba io, ka petahanao takela-bolamena ny andry sy asianao faraingo volamena; ary handrendrika varahina hatao faladiany dimy ianao.»
Izay rehetra nanana jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, rongony madinika, volon’osy, hoditr’ondralahy voasoka mena, ary hodi-dogaona, dia samy nitondra avokoa.
Hoditr’ondralahy voasoka mena no natao firakotry ny lay, ary nisy firakotra hodi-dogaona iray koa tambonin’io.
Natao koa ny hazo fisaka momba ny Fonenana; hazo fisaka tamin’ny hazo akasià, natao mitsangana.
ny firakotra hoditr’ondralahy misoka mena, ny firakotra hodi-dogaona, ny efitra lamba fisarahana,
Dia nanao fiara anankiray tamin’ny hazo akasià aho, sy nandidy takela-bato roa tahaka ireo voalohany dia niakatra tany an-tendrombohitra nitondra ny takelaka roa teny an-tanako.