Eksodosy 26:26 - Baiboly Katolika26 Hanao barany akasià ianao; ny dimy hatao amin’ny hazo fisaka amin’ny lafiny anankiray amin’ny Fonenana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Manaova koa barany amin’ny hazo akasia; dimy ho amin’ireo hazofisaka amin’ny lafiny iray amin’ny tabernakely, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 «Hanamboarana bara mimôzà ireo hazo fisaka ireo, ka barany dimy hihazona ny hazo fisaka amin’ny lafiny iray amin’ny fonena-masina; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 «Hanamboarana bara mimôzà ireo hazo fisaka ireo, ka barany dimy hihazona ny hazo fisaka amin’ny lafiny iray amin’ny fonena-masina; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Ary manaova barany hazo akasia: dia dimy ho amin’ny zanakazo amin’ny lafiny iray amin’ny tabernakely, Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Ary manaova barany hazo akasia: dia dimy ho amin'ny zana-kazo amin'ny lafiny iray amin'ny tabernakely, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Manaova koa barany amin’ny hazo akasia; dimy ho amin’ireo hazofisaka amin’ny lafiny iray amin’ny tabernakely, Jereo ny toko |