Eksodosy 35:23 - Baiboly Katolika23 Izay rehetra nanana jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, rongony madinika, volon’osy, hoditr’ondralahy voasoka mena, ary hodi-dogaona, dia samy nitondra avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Ary ny olona rehetra izay nanana lamba manga, volomparasy, jaky, lamba rongony fotsy madinika, volon’osy, hoditr’ondrilahy voaloko mena ary hoditra trozona, dia nitondra ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 Ireo rehetra nanana volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, rongony madinika, na volon’osy, na hoditr’ondry miloko mena na hoditra mafy ihany koa dia samy nitondra ny azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Ireo rehetra nanana volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky, rongony madinika, na volon’osy, na hoditr’ondry miloko mena na hoditra mafy ihany koa dia samy nitondra ny azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary ny olona rehetra izay nanana manga sy volomparasy sy mena sy rongony fotsy madinika sy volon’osy sy hoditr’ondrilahy efa nomenaina ary hodi-takasy dia nitondra azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ary ny olona rehetra izay nanana manga sy volomparasy sy mena sy rongony fotsy madinika sy volon'osy sy hoditr'ondrilahy efa nomenaina ary hodi-takasy dia nitondra azy. Jereo ny toko |