Eksodosy 1:21 - Baiboly Katolika
Nambinin’Andriamanitra ny fianakavian’ny mpampivelona noho ny fahatahorany an’Andriamanitra.
Jereo ny toko
Ary tamin’izany, satria natahotra an’Andriamanitra ireo mpampivelona, dia nomen’Andriamanitra taranaka izy.
Jereo ny toko
ka nomeny fara aman-dimby satria natahotra Azy.
Jereo ny toko
ka nomeny fara aman-dimby satria natahotra Azy.
Jereo ny toko
Ary tamin’izany, satria natahotra an’Andriamanitra ny mpampivelona dia nomen’Andriamanitra zanaka izy.
Jereo ny toko
Ary tamin'izany, satria natahotra an'Andriamanitra ny mpampivelona dia nomen'Andriamanitra zanaka izy.
Jereo ny toko
Ary tamin’izany, satria natahotra an’Andriamanitra ireo mpampivelona, dia nomen’Andriamanitra taranaka izy.
Jereo ny toko