2Tantara 9:9 - Baiboly Katolika
Talenta volamena valopolo amby zato sy zava-manitra sesehena, ary vato soa no nomeny ny mpanjaka. Tsy nisy zava-manitra be sahala amin’izany nomen’ny mpanjakavavin’i Sabà an’i Salômôna izany intsony.
Jereo ny toko
Ary nanome talenta volamena roapolo amby zato sy zavamanitra sesehena ary vatosoa ho an’ny mpanjaka izy; tsy nisy nahatonga zavamanitra be intsony tahaka izay nomen’ny mpanjakavavin’i Sheba an’i Solomona mpanjaka ny tatỳ aoriana rehetra.
Jereo ny toko
Dia nomen’ilay mpanjakavavy volamena telo taonina sy sasany ary koa zava-manitra sesehena ary vatosoa ny mpanjaka; tsy nisy na oviana na oviana zava-manitra tahaka izay nomen’ny mpanjakavavin’i Sebà o an’i Salômôna.
Jereo ny toko
Dia nomen’ilay mpanjakavavy volamena telo taonina sy sasany ary koa zava-manitra sesehena ary vatosoa ny mpanjaka; tsy nisy na oviana na oviana zava-manitra tahaka izay nomen’ny mpanjakavavin’i Sebà o an’i Salômôna.
Jereo ny toko
Ary izy nanome talenta volamena roa-polo amby zato sy zava-manitra sesehena ary vato soa ho an’ny mpanjaka; tsy nisy intsony zava-manitra tahaka ilay nomen’ny mpanjakavavin’i Sheba an’i Solomona mpanjaka.
Jereo ny toko
Ary izy nanome talenta volamena roa-polo amby zato sy zava-manitra sesehena ary vato soa ho an'ny mpanjaka; tsy nisy intsony zava-manitra tahaka ilay nomen'ny mpanjakavavin'i Sheba an'i Solomona mpanjaka.
Jereo ny toko
Ary nanome talenta* volamena roapolo amby zato sy zavamanitra sesehena ary vatosoa ho an’ny mpanjaka izy; tsy nisy nahatonga zavamanitra be intsony tahaka izay nomen’ny mpanjakavavin’i Sheba an’i Solomona mpanjaka ny tatỳ aoriana rehetra.
Jereo ny toko