2Tantara 7:17 - Baiboly Katolika
Ary ny aminao, raha mandeha eo anatrehako tahaka ny nandehanan’i Davida rainao ianao, ka manaraka an’izay rehetra nandidiako anao, sy mitandrina ny lalàna amam-pitsipiko,
Jereo ny toko
Ary ny aminao, raha mandeha eo anatrehako tahaka ny nandehanan’i Davida rainao ianao ka hanatanteraka izay andidiako anao sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko,
Jereo ny toko
Ny aminao kosa, raha mizotra eo anatrehako tahaka ny nizoran’i Davida rainao ianao, ka manao araka izay andidiako anao sy mitandrina ny didiko amam-dalànako,
Jereo ny toko
Ny aminao kosa, raha mizotra eo anatrehako tahaka ny nizoran’i Davida rainao ianao, ka manao araka izay andidiako anao sy mitandrina ny didiko amam-dalànako,
Jereo ny toko
Ary ny aminao, raha handeha eo anatrehako tahaka ny nandehanan’i Davida rainao hianao ka hanao araka izay andidiako anao sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko,
Jereo ny toko
Ary ny aminao, raha handeha eo anatrehako tahaka ny nandehanan'i Davida rainao ianao ka hanao araka izay andidiako anao sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko,
Jereo ny toko
Ary ny aminao, raha mandeha eo anatrehako tahaka ny nandehanan’i Davida rainao ianao ka hanatanteraka izay andidiako anao sy hitandrina ny didiko sy ny fitsipiko,
Jereo ny toko