Ny koronosy nataingina eo ambonin’ny andry roa dia voahodina voan’ampongabendanitra roan-jato, eny ambony, anilan’ny mivohitra an-koatra ny harato; voahodidina voan’ampongabendanitra roan-jato mitandahatra koa ny koronosy anankiray.
2Tantara 4:13 - Baiboly Katolika ny voan’ampongabendanitra an-dalana roa isan-karato, hanaronana ny boribory roa amin’ny loha andry eo ambonin’ny andry. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary ny sarin’ampongabendanitra efajato ho amin’ny harato roa, sarin’ampongabendanitra roa andalana ho amin’ny harato iray hafono ny bolany roa momba ny tendrony izay teo an-tampon’ny andry avy; DIEM PROTESTANTA ny sarin’ampongabendanitra efajato nahantona tamin’ny harato roa, ka ampongabendanitra roa andalana isaky ny harato. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny sarin’ampongabendanitra efajato nahantona tamin’ny harato roa, ka ampongabendanitra roa andalana isaky ny harato. Baiboly Protestanta Malagasy ary ny sarin’ampongabendanitra efa-jato ho amin’ny harato roa, sarin’ampongabendanitra roa andalana ho amin’ny harato iray hafono ny boribory roa momba ny kapitaly izay teo an-tampon’ny andry avy; Malagasy Bible ary ny sarin'ampongaben-danitra efa-jato ho amin'ny harato roa, sarin'ampongabendanitra roa andalana ho amin'ny harato iray hafono ny boribory roa momba ny kapitaly izay teo an-tampon'ny andry avy; La Bible en Malgache ary ny sarin’ampongabendanitra efajato ho amin’ny harato roa, sarin’ampongabendanitra roa andalana ho amin’ny harato iray hafono ny bolany roa momba ny tendrony izay teo an-tampon’ny andry avy; |
Ny koronosy nataingina eo ambonin’ny andry roa dia voahodina voan’ampongabendanitra roan-jato, eny ambony, anilan’ny mivohitra an-koatra ny harato; voahodidina voan’ampongabendanitra roan-jato mitandahatra koa ny koronosy anankiray.
Natsangany ny andry tamin’ny trano hevan’ny tempoly, ka natsangany ny andry teo ankavanana, ka nataony hoe Jakîna; dia natsangany ny andry teo ankavia, ka nataony hoe Bôaza.
ny andry roa, ny koronosy aman-tsikalany boribory roa teny an-tampon’ny andry, ny harato roa manarona ny tsikalana boribory roa amin’ny koronosy eo an-tampon’ny andry,
ny voan’ampongabendanitra efajato, tamin’ny harato roa, ampongabendanitra roa andalana isan-karato, nanarona ny tsikalany boribory roa tamin’ny koronosy teny an-tampon’ny andry.
Nanao tongalika, toy ny ao amin’ny loha andry; ary nanao voan’ampongabendanitra zato izy, nataony teo amin’ny tongàlika.
ny andry roa, ny boriboriny mbamin’ny loha andry, izay eo an-tampon’ny andry, ny harato roa manarona ny boriboriny roa amin’ny loha andry, teo an-tampon’ny andry,
Ampongabendanitra 96, no tamin’ny lafiny, ary 100 no isan’ny ampongabendanitra rehetra tamin’ny harato, amin’ny manodidina rehetra.