Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 4:13 - DIEM PROTESTANTA

13 ny sarin’ampongabendanitra efajato nahantona tamin’ny harato roa, ka ampongabendanitra roa andalana isaky ny harato.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 ary ny sarin’ampongabendanitra efajato ho amin’ny harato roa, sarin’ampongabendanitra roa andalana ho amin’ny harato iray hafono ny bolany roa momba ny tendrony izay teo an-tampon’ny andry avy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 ny sarin’ampongabendanitra efajato nahantona tamin’ny harato roa, ka ampongabendanitra roa andalana isaky ny harato.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 ny voan’ampongabendanitra an-dalana roa isan-karato, hanaronana ny boribory roa amin’ny loha andry eo ambonin’ny andry.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 ary ny sarin’ampongabendanitra efa-jato ho amin’ny harato roa, sarin’ampongabendanitra roa andalana ho amin’ny harato iray hafono ny boribory roa momba ny kapitaly izay teo an-tampon’ny andry avy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 ary ny sarin'ampongaben-danitra efa-jato ho amin'ny harato roa, sarin'ampongabendanitra roa andalana ho amin'ny harato iray hafono ny boribory roa momba ny kapitaly izay teo an-tampon'ny andry avy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 ary ny sarin’ampongabendanitra efajato ho amin’ny harato roa, sarin’ampongabendanitra roa andalana ho amin’ny harato iray hafono ny bolany roa momba ny tendrony izay teo an-tampon’ny andry avy;

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 4:13
9 Rohy Ifampitohizana  

Teo ambonin’ireo koronosy ireo dia nisy faritra mivohitra izay any an-koatry ny harato sy ny ampongabendanitra roanjato mitandahatra manodidina ny koronosy tsirairay.


Dia natsangana teo anoloan’ny lalantsara mankao amin’ny Toeramasina ireo andry roa; ka ny anaran’ilay teo ankavanana dia Jakîna, izany hoe «Andriamanitra mampiorina mafy», ary ny anaran’ilay teo ankavia dia Bôhaza, izany hoe «Ao amin’Andriamanitra ny hery».


ny andry anankiroa sy ny koronosy boribory roa teo an-tampony; ny karazana harato roa nafono ny koronosy boribory teo an-tampon’ny andry;


ny sarin’ampongabendanitra efajato nahantona tamin’ny harato, ka nisy roa andalana isaky ny harato nafono ny koronosy;


Nataony koa ny tongàlika miendrika rojo, ka napetrany teo an-tampon’ny andry; avy eo dia nataony ny ravaka misarin’ampongabendanitra zato ka nahantony tamin’ireo tongàlika ireo.


ny andry anankiroa, ny koronosy boribory anankiroa teo an-tampon’ny andry, ny harato anankiroa nafono ny koronosy,


Ianao toa sahan’ampongabendanitra izay misy voany matsiro; samy mamerovero ao koa ny kôfera sy ny narda,


Miisa 96 ireo ampongabendanitra teo amin’ny lafiny efatra, izany hoe ampongabendanitra zato no tontaliny tamin’ny manodidina ny harato.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra