2Tantara 4:13 - Baiboly Katolika13 ny voan’ampongabendanitra an-dalana roa isan-karato, hanaronana ny boribory roa amin’ny loha andry eo ambonin’ny andry. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 ary ny sarin’ampongabendanitra efajato ho amin’ny harato roa, sarin’ampongabendanitra roa andalana ho amin’ny harato iray hafono ny bolany roa momba ny tendrony izay teo an-tampon’ny andry avy; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 ny sarin’ampongabendanitra efajato nahantona tamin’ny harato roa, ka ampongabendanitra roa andalana isaky ny harato. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 ny sarin’ampongabendanitra efajato nahantona tamin’ny harato roa, ka ampongabendanitra roa andalana isaky ny harato. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 ary ny sarin’ampongabendanitra efa-jato ho amin’ny harato roa, sarin’ampongabendanitra roa andalana ho amin’ny harato iray hafono ny boribory roa momba ny kapitaly izay teo an-tampon’ny andry avy; Jereo ny tokoMalagasy Bible13 ary ny sarin'ampongaben-danitra efa-jato ho amin'ny harato roa, sarin'ampongabendanitra roa andalana ho amin'ny harato iray hafono ny boribory roa momba ny kapitaly izay teo an-tampon'ny andry avy; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 ary ny sarin’ampongabendanitra efajato ho amin’ny harato roa, sarin’ampongabendanitra roa andalana ho amin’ny harato iray hafono ny bolany roa momba ny tendrony izay teo an-tampon’ny andry avy; Jereo ny toko |