2Tantara 4:14 - Baiboly Katolika14 Nanao ny tongotra, mbamin’ny tavin-drano tambonin’ny tongotra izy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 ary nanao ireo fitoeran-koveta izy, dia napetrany teo ambonin’ny fitoerany ny koveta, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Nataon’i Horama ny kalesy mbamin’ireo kovetabe fametraka eo amboniny, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Nataon’i Horama ny kalesy mbamin’ireo kovetabe fametraka eo amboniny, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 ary nanao ireo fitoeran-tavin-drano izy, ary ny tavin-drano nataony teo amin’ny fitoerany; Jereo ny tokoMalagasy Bible14 ary nanao ireo fitoeran-tavin-drano izy, ary ny tavin-drano nataony teo amin'ny fitoerany; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 ary nanao ireo fitoeran-koveta izy, dia napetrany teo ambonin’ny fitoerany ny koveta, Jereo ny toko |