2Tantara 4:15 - Baiboly Katolika15 ary ny ranomasina, mbamin’ireo omby 12 tambaniny, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 ary ny koveta lehibe iray sy ny sarin’omby roa amby folo, ambaniny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 sy ilay fitobian-drano goavana mbamin’ny sarin’ombalahy 12 teo ambaniny, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 sy ilay fitobian-drano goavana mbamin’ny sarin’ombalahy 12 teo ambaniny, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 ary ny tavin-drano lehibe iray sy ny sarin’omby roa ambin’ny folo; ambaniny. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 ary ny tavin-drano lehibe iray sy ny sarin'omby roa ambin'ny folo; ambaniny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 ary ny koveta lehibe iray sy ny sarin’omby roa amby folo, ambaniny. Jereo ny toko |