Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 4:12 - DIEM PROTESTANTA

12 ny andry anankiroa, ny koronosy boribory anankiroa teo an-tampon’ny andry, ny harato anankiroa nafono ny koronosy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Ny andry roa, ny bolany, ny tendrony izay teny ambonin’ny andry roa, ny harato roa hafono ny bolany roa amin’ny tendrony izay teo an-tampon’ny andry avy,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 ny andry anankiroa, ny koronosy boribory anankiroa teo an-tampon’ny andry, ny harato anankiroa nafono ny koronosy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 ny andry roa, ny boriboriny mbamin’ny loha andry, izay eo an-tampon’ny andry, ny harato roa manarona ny boriboriny roa amin’ny loha andry, teo an-tampon’ny andry,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 dia ny andry roa sy ny boriboriny sy ny kapitaliny izay teny an-tampon’ny andry roa sy ny harato roa hafono ny boriboriny roa momba ny kapitaly izay teo an-tampon’ny andry avy,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 dia ny andry roa sy ny boriboriny sy ny kapitaliny izay teny an-tampon'ny andry roa sy ny harato roa hafono ny boriboriny roa momba ny kapitaly izay teo an-tampon'ny andry avy,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Ny andry roa, ny bolany, ny tendrony izay teny ambonin’ny andry roa, ny harato roa hafono ny bolany roa amin’ny tendrony izay teo an-tampon’ny andry avy,

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 4:12
5 Rohy Ifampitohizana  

Nanao andry halimo roa i Hirama, ka sivy metatra ny haavony ary enina metatra ny manodidina azy.


ny andry anankiroa sy ny koronosy boribory roa teo an-tampony; ny karazana harato roa nafono ny koronosy boribory teo an-tampon’ny andry;


Rehefa vitan’i Horama ny vilany fanangonan-davenona sy ny lapelina ary ny tsatokaty famafazana, dia efany avokoa ny asa izay nataony ho an’i Salômôna mpanjaka tao amin’ny tranon’Andriamanitra:


ny sarin’ampongabendanitra efajato nahantona tamin’ny harato roa, ka ampongabendanitra roa andalana isaky ny harato.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra