Jeremia 52:23 - Baiboly Katolika23 Ampongabendanitra 96, no tamin’ny lafiny, ary 100 no isan’ny ampongabendanitra rehetra tamin’ny harato, amin’ny manodidina rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Nisy ampongabendanitra enina amby sivifolo kosa teo ivelany; ary ny ampongabendanitra rehetra manodidina ny harato dia zato. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 Miisa 96 ireo ampongabendanitra teo amin’ny lafiny efatra, izany hoe ampongabendanitra zato no tontaliny tamin’ny manodidina ny harato. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Miisa 96 ireo ampongabendanitra teo amin’ny lafiny efatra, izany hoe ampongabendanitra zato no tontaliny tamin’ny manodidina ny harato. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary nisy ampongabendanitra enina amby sivi-folo teo ivelany; ary ny ampongabendanitra rehetra manodidina ny harato dia zato. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ary nisy ampongabendanitra enina amby sivi-folo teo ivelany; ary ny ampongabendanitra rehetra manodidina ny harato dia zato. Jereo ny toko |