Ka hoy i Helkiasa niteny tamin’i Safàna mpanoratra: «Hitako tao an-tranon’i Iaveh ny bokin’ny lalàna», ary natolotr’i Helkiasa an’i Safàna ny boky.
2Tantara 34:16 - Baiboly Katolika Dia nentin’i Safàna tany amin’ny mpanjaka, ka nilaza taminy koa izy, nanao hoe: «Efa nataon’ny mpanomponao avokoa izay rehetra nasaina nataony; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nitondra ny boky ho any amin’ny mpanjaka i Safana sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon’ny mpanomponao dia nataony avokoa. DIEM PROTESTANTA i Safàna kosa nitondra izany ho any amin’ny mpanjaka sady nanao tatitra taminy nilaza hoe: –Ireo mpanomponao dia eo am-panatontosana ny andraikitra rehetra nasainao nosahaniny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Safàna kosa nitondra izany ho any amin’ny mpanjaka sady nanao tatitra taminy nilaza hoe: –Ireo mpanomponao dia eo am-panatontosana ny andraikitra rehetra nasainao nosahaniny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Safana nitondra ny boky ho any amin’ny mpanjaka sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon’ny mpanomponao dia nataony avokoa. Malagasy Bible Ary Safana nitondra ny boky ho any amin'ny mpanjaka sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon'ny mpanomponao dia nataony avokoa. La Bible en Malgache Ary nitondra ny boky ho any amin’ny mpanjaka i Safana sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon’ny mpanomponao dia nataony avokoa. |
Ka hoy i Helkiasa niteny tamin’i Safàna mpanoratra: «Hitako tao an-tranon’i Iaveh ny bokin’ny lalàna», ary natolotr’i Helkiasa an’i Safàna ny boky.
nalainy daholo ny vola rehetra hita tao an-tranon’i Iaveh, dia napetrany eo an-tanan’izay voatendry ho mpitandrina sy eo an-tanan’ny mpampanao ny asa.» Ary mbola nisy filazana koa nataon’i Safàna tamin’ny mpanjaka hoe:
Ary nambaran’i Mikea tamin’izy ireo avokoa, ny teny reny tamin’ny namakian’i Baròka azy tao amin’ny boky ho ren’ny sofin’ny vahoaka.