Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




2Tantara 34:16 - DIEM PROTESTANTA

16 i Safàna kosa nitondra izany ho any amin’ny mpanjaka sady nanao tatitra taminy nilaza hoe: –Ireo mpanomponao dia eo am-panatontosana ny andraikitra rehetra nasainao nosahaniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ary nitondra ny boky ho any amin’ny mpanjaka i Safana sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon’ny mpanomponao dia nataony avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 i Safàna kosa nitondra izany ho any amin’ny mpanjaka sady nanao tatitra taminy nilaza hoe: –Ireo mpanomponao dia eo am-panatontosana ny andraikitra rehetra nasainao nosahaniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Dia nentin’i Safàna tany amin’ny mpanjaka, ka nilaza taminy koa izy, nanao hoe: «Efa nataon’ny mpanomponao avokoa izay rehetra nasaina nataony;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary Safana nitondra ny boky ho any amin’ny mpanjaka sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon’ny mpanomponao dia nataony avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary Safana nitondra ny boky ho any amin'ny mpanjaka sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon'ny mpanomponao dia nataony avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 34:16
5 Rohy Ifampitohizana  

I Safàna mpanoratra no nitenenan’i Hilkià ka nilazany fa ny Bokin’ny Lalàna dia hitany tao an-tranon’ny TOMPO. Dia natolotr’i Hilkià an’i Safàna ny boky;


Efa voaangon’ireo mpisorona ny vola izay azo tao an-tranon’ny TOMPO ka natolony teo am-pelatanan’ny mpianto-draharaha sy teo am-pelatanan’ny mpiasa.


Notantarain’i Mikaià azy ny teny rehetra reny avy fony i Baròka namaky mafy teo anatrehan’ny olona rehetra ny hafatra voasoratra tao amin’ny horonan-taratasy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra