2Tantara 34:17 - Baiboly Katolika17 nalainy daholo ny vola rehetra hita tao an-tranon’i Iaveh, dia napetrany eo an-tanan’izay voatendry ho mpitandrina sy eo an-tanan’ny mpampanao ny asa.» Ary mbola nisy filazana koa nataon’i Safàna tamin’ny mpanjaka hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Ary narotsany ny vola izay azo tao amin’ny tranon’NY TOMPO ka natolony teo an-tanan’ny olona voatendry sy teo an-tanan’ny mpiasa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Efa voaangon’ireo mpisorona ny vola izay azo tao an-tranon’ny TOMPO ka natolony teo am-pelatanan’ny mpianto-draharaha sy teo am-pelatanan’ny mpiasa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Efa voaangon’ireo mpisorona ny vola izay azo tao an-tranon’ny TOMPO ka natolony teo am-pelatanan’ny mpianto-draharaha sy teo am-pelatanan’ny mpiasa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary narotsany ny vola izay azo tao an-tranon’i Jehovah ka natolony teo an-tànan’ny olona voatendry sy teo an-tànan’ny mpiasa. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary narotsany ny vola izay azo tao an-tranon'i Jehovah ka natolony teo an-tànan'ny olona voatendry sy teo an-tànan'ny mpiasa. Jereo ny toko |