2Tantara 20:1 - Baiboly Katolika
Tatỳ aorian’izay, dia tamy ny taranak’i Moaba sy ny taranak’i Amôna, ary nisy Amônita niaraka taminy, hamely an’i Jôsafata dia hiady aminy.
Jereo ny toko
Nony afaka izany dia avy hiady amin’i Josafata ny taranak’i Moaba sy ny taranak’i Amona mbamin’ny Meonita.
Jereo ny toko
Taorian’izay, dia avy hiady tamin’i Jôsafata ny Môabita sy ny Hamônita mbamin’ny Mehonita sasany.
Jereo ny toko
Taorian’izay, dia avy hiady tamin’i Jôsafata ny Môabita sy ny Hamônita mbamin’ny Mehonita sasany.
Jereo ny toko
ARY nony afaka izany, dia avy hiady tamin’i Josafata ny taranak’i Moaba sy ny taranak’i Amona mbamin’ny any ankoatry ny Amonita.
Jereo ny toko
Ary nony afaka izany, dia avy hiady tamin'i Josafata ny taranak'i Moaba sy ny taranak'i Amona mbamin'ny any ankoatry ny Amonita.
Jereo ny toko
Nony afaka izany dia avy hiady amin’i Josafata ny taranak’i Moaba sy ny taranak’i Amona mbamin’ny Meonita.
Jereo ny toko