2Tantara 20:10 - Baiboly Katolika10 Ankehitriny, indreo ny taranak’i Amôna sy i Moaba mbamin-dry zareo avy any an-tendrombohitra Seira, izay tsy navelanao hidiran’i Israely fony izy avy any amin’ny tany Ejipta, ka nivily izy, fa tsy nandrava azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Koa indreo, ny taranak’i Amona sy i Moaba ary ny avy any an-tendrombohitra Seìra, dia ilay tsy navelanao hotafihin’ny Israely, fony izy nivoaka avy tany Ejipta ka nivily fa tsy nandringana azy; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Ankehitriny, indreo ny Hamônita sy ny Môabita ary koa ny Edômita avy any an-tendrombohitra Sehîra. Fony niala tany Ejipta ny Israelita razanay, dia tsy navelanao hanafika azy, ka nivily lalana fa tsy nandringana azy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ankehitriny, indreo ny Hamônita sy ny Môabita ary koa ny Edômita avy any an-tendrombohitra Sehîra. Fony niala tany Ejipta ny Israelita razanay, dia tsy navelanao hanafika azy, ka nivily lalana fa tsy nandringana azy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Koa indreo ny taranak’i Amona sy Moaba ary ny avy any an-tendrombohitra Seira, dia ilay tsy navelanao hotafihin’ny Isiraely, fony izy nivoaka avy tany amin’ny any Egypta, ka nivily fa tsy nandringana azy; Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Koa indreo ny taranak'i Amona sy Moaba ary ny avy any an-tendrombohitra, Seira, dia ilay tsy navelanao hotafihin'ny Isiraely, fony izy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, ka nivily fa tsy nandringana azy; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Koa indreo, ny taranak’i Amona sy i Moaba ary ny avy any an-tendrombohitra Seìra, dia ilay tsy navelanao hotafihin’ny Israely, fony izy nivoaka avy tany Ejipta ka nivily fa tsy nandringana azy; Jereo ny toko |