2Tantara 20:9 - Baiboly Katolika9 Raha avy izay loza hanjò na ny sabatry ny fitsarana, na pesta, na mosary, dia hitsangana eo anatrehan’ity trano ity sy eo anatrehanao izahay, fa ao amin’ity trano ity ny Anaranao, dia hiantso Anao izahay ao afovoan’ny loza manjò anay, dia hihaino Ianao ary hamonjy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Raha manjo anay ny loza, na sabatra, na famaliana, na areti-mandringana, na mosary, ary hitsangana manatrika ity trano ity sy eto anatrehanao izahay, fa ny anaranao no amin’ity trano ity, koa raha hitaraina aminao amin’ny fahorianay izahay dia hihaino Ianao ka hamonjy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 «Raha manjo anay ny loza, na ady na famaizana na areti-mandringana na mosary, ka hijoro manatrika ity tempoly ity izahay, fa ny anaranao no amin’ity trano ity, ary hiantso vonjy aminao noho ny fahorianay, dia hihaino Ianao ka hamonjy.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 «Raha manjo anay ny loza, na ady na famaizana na areti-mandringana na mosary, ka hijoro manatrika ity tempoly ity izahay, fa ny anaranao no amin’ity trano ity, ary hiantso vonjy aminao noho ny fahorianay, dia hihaino Ianao ka hamonjy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Raha manjo anay ny loza, na sabatra, na famaliana, na areti-mandringana, na mosary, ary hitsangana manatrika ity trano ity sy eto anatrehanao izahay (fa ny anaranao no amin’ity trano ity) ka hitaraina aminao amin’ny fahorianay, dia hihaino Hianao ka hamonjy. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Raha manjo anay ny loza, na sabatra, na famaliana, na areti-mandringana, na mosary, ary hitsangana manatrika ity trano ity sy eto anatrehanao izahay (fa ny anaranao no amin'ity trano ity) ka hitaraina aminao amin'ny fahorianay, dia hihaino Hianao ka hamonjy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Raha manjo anay ny loza, na sabatra, na famaliana, na areti-mandringana, na mosary, ary hitsangana manatrika ity trano ity sy eto anatrehanao izahay, fa ny anaranao no amin’ity trano ity, koa raha hitaraina aminao amin’ny fahorianay izahay dia hihaino Ianao ka hamonjy. Jereo ny toko |