Zanak’i Benjamina: i Bela, i Bokora, i Asbela, i Jerà, i Naamàna, i Esỳ, i Rôsa, i Mofima, i Ofima, ary i Areda.
1Tantara 8:1 - Baiboly Katolika Ny naterak’i Benjamina dia i Bela lahy matoany, i Asbela lahy aivo, i Aharà fahatelo, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Benjamina no niteraka an’i Bela, lahimatoa, i Asbela, lahiaivo, i Ahara, fahatelo, DIEM PROTESTANTA Ny naterak’i Benjamîna dia i Bela lahimatoa, i Asbela lahiaivo, i Aharà fahatelo, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny naterak’i Benjamîna dia i Bela lahimatoa, i Asbela lahiaivo, i Aharà fahatelo, Baiboly Protestanta Malagasy ARY Benjamina niteraka an’i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo, Malagasy Bible Ary Benjamina niteraka an'i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo, La Bible en Malgache I Benjamina no niteraka an’i Bela, lahimatoa, i Asbela, lahiaivo, i Ahara, fahatelo, |
Zanak’i Benjamina: i Bela, i Bokora, i Asbela, i Jerà, i Naamàna, i Esỳ, i Rôsa, i Mofima, i Ofima, ary i Areda.
Zanak’i Asera avokoa ireo, lohan’ny fokom-pianakaviana, olom-boafantina sy mahery, lehiben’ny loham-pireneny, 26.000 no isany voasoratra, samy mahazo mitondra fiadiana hiantafika.
Zanak’i Benjamina, araka ny fokony avy: ny fokon’ny Belaita avy tamin’i Bela, ny fokon’ny Asbelita avy tamin’i Asbela, ny fokon’ny Ahiramita avy tamin’i Ahirama,